Fiainan-tsy hita (kristianisma)

Ny Helo

Ny fiainan-tsy hita na fitoeran' ny maty dia toerana misy ny olona aorian' ny fahafatesana, araka ny fampianaran' ny fiangonana kristiana. Lazaina koa fa nidina tany amin' io toerana io i Jesoa taorian' ny fahafatesany.


© MMXXIII Rich X Search. We shall prevail. All rights reserved. Rich X Search